ireo mpangalatra 3 lahy

Nampidirin'i miora2008 | 3 Mar, 2008

 

Nisy mpangalatra 3 lahy nitsaoka tao @  toerana iray tafiditra teo @zaridaina 1 ireo ka samy nitady toerana hiafenana tsy nahita hany fara hery nianin-kazo nefa tsy maintsy manao feom-biby mba tsy ahitana ;tratra anefa ny iray .nifapanontany izy 2 lahy ambiny nahoana leiry iny no tratra? :fa inona no feom-biby nataon ialahy ?fody ;ary ny an ialahy hoy ny iray ?ny ahy indray totokafo ary ny an leiry inona ?

toa ohatran ny feon omby izy teo