Samy sambatra isika izany

Nampidirin'i miora2008 | 12 Mar, 2008

tafaresaka hono ireto renim-pianakaviana roa indray atoandro :

mahatsiaro sambatra ery aho akia izany !fa misy inona akia hoy ny iray afaka fanadinana akia izy mianadahy vao nivaly anikeho mantsy ny valim-panadinana dia tafita soa amantsara izy dahy hafaliana tsy omby tratra ny ahy,ay ve hoy ilayrenim-pianakaviana iray samy sambatra isika roa izany ny zanako vavy tokana koa mantsy akia mba nanala saingy saingy nanala zaza izy dia mba afaka koa ilay zaza tsy manantsiny moa tsy samy sambatra isika izany

ireo mpangalatra 3 lahy

Nampidirin'i miora2008 | 3 Mar, 2008

 

Nisy mpangalatra 3 lahy nitsaoka tao @  toerana iray tafiditra teo @zaridaina 1 ireo ka samy nitady toerana hiafenana tsy nahita hany fara hery nianin-kazo nefa tsy maintsy manao feom-biby mba tsy ahitana ;tratra anefa ny iray .nifapanontany izy 2 lahy ambiny nahoana leiry iny no tratra? :fa inona no feom-biby nataon ialahy ?fody ;ary ny an ialahy hoy ny iray ?ny ahy indray totokafo ary ny an leiry inona ?

toa ohatran ny feon omby izy teo

Tonga soa miora2008!

Nampidirin'i miora2008 | 3 Mar, 2008
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.